Ohabolana 16:32 MG1865

32 Tsara ny mahatsindry fo noho ny mahery, Ary izay mahazaka ny fanahiny noho izay mahafa-bohitra.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 16

Jereo Ohabolana 16:32 amin'ny teny manodidina.