Ohabolana 20:10 MG1865

10 Ny vato mizana samy hafa sy ny vata famarana samy hafa Dia samy fahavetavetana eo imason'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 20

Jereo Ohabolana 20:10 amin'ny teny manodidina.