Ohabolana 20:22 MG1865

22 Aza manao hoe: Hamaly ny ratsy nataony aho; Fa andraso Jehovah, fa Izy no hamonjy anao.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 20

Jereo Ohabolana 20:22 amin'ny teny manodidina.