Ohabolana 20:29 MG1865

29 Voninahitry ny zatovo ny fahatanjahany, Ary ravaky ny anti-panahy ny volo fotsy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 20

Jereo Ohabolana 20:29 amin'ny teny manodidina.