Ohabolana 20:6 MG1865

6 Maro ny olona samy midera ny soa ataon'ny tenany avy; Fa izay olo-mahatoky, iza moa no mahita azy?

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 20

Jereo Ohabolana 20:6 amin'ny teny manodidina.