Ohabolana 21:9 MG1865

9 Aleo mitoetra eo an-joron'ny tampon-trano Toy izay hiray trano amin'ny vehivavy tia ady.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 21

Jereo Ohabolana 21:9 amin'ny teny manodidina.