Ohabolana 22:1 MG1865

1 Aleo ho tsara laza toy izay ho be harena, Ary tsara ny fitia noho ny volafotsy sy ny volamena.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 22

Jereo Ohabolana 22:1 amin'ny teny manodidina.