Ohabolana 23:5 MG1865

5 Moa hampanarahinao azy va ny masonao, nefa tsy ao intsony izy? Fa maniry elatra tokoa izy Ka manidina toy ny voromahery ho eny amin'ny lanitra.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 23

Jereo Ohabolana 23:5 amin'ny teny manodidina.