Ohabolana 24:12 MG1865

12 Raha hoy ianao: Tsia, tsy mahalala izany izahay, Moa Izay mandanja ny fo tsy hihevitra izany va? Ary Izay mandinika ny fanahinao tsy hahalala izany va? Eny, hovaliany araka ny ataony avy ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 24

Jereo Ohabolana 24:12 amin'ny teny manodidina.