Ohabolana 25:2 MG1865

2 Voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra; Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 25

Jereo Ohabolana 25:2 amin'ny teny manodidina.