Ohabolana 26:1 MG1865

1 Toy ny oram-panala amin'ny lohataona, Ary toy ny ranonorana amin'ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny voninahitra tsy tandrifiny ho an'ny adala.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 26

Jereo Ohabolana 26:1 amin'ny teny manodidina.