Ohabolana 26:23 MG1865

23 Tavim-bilany misy ankosotra taim-bolafotsy ny molotra mihatsaravelatsihy sy ny fo ratsy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 26

Jereo Ohabolana 26:23 amin'ny teny manodidina.