Ohabolana 26:9 MG1865

9 Toy ny tsilo eny an-tànan'ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan'ny adala.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 26

Jereo Ohabolana 26:9 amin'ny teny manodidina.