Ohabolana 27:14 MG1865

14 Izay mifoha maraina koa ka misaotra ny sakaizany amin'ny feo mahery, Dia isaina ho fanozonana izany.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 27

Jereo Ohabolana 27:14 amin'ny teny manodidina.