2 Aoka ny olon-kafa no hidera anao, fa tsy ny vavanao, Eny, ny vahiny, fa tsy ny molotrao.
Vakio ny toko manontolo Ohabolana 27
Jereo Ohabolana 27:2 amin'ny teny manodidina.