Ohabolana 27:24 MG1865

24 Fa ny harena tsy ho mandrakizay; Ary moa haharitra ho amin'ny taranaka rehetra va ny satro-boninahitra?

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 27

Jereo Ohabolana 27:24 amin'ny teny manodidina.