Ohabolana 29:13 MG1865

13 Mihaona ny malahelo sy ny mpampahory; Jehovah no manazava ny mason'izy roa tonta.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 29

Jereo Ohabolana 29:13 amin'ny teny manodidina.