Ohabolana 3:29 MG1865

29 Aza mamorona sain-dratsy ho enti-mamely ny namanao, Saingy mitoetra matoky eo aminao izy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 3

Jereo Ohabolana 3:29 amin'ny teny manodidina.