Ohabolana 30:14 MG1865

14 Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny, Ary toy ny antsy ny vazany, Hamongotra ny ory tsy ho amin'ny tany Sy ny malahelo tsy ho amin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 30

Jereo Ohabolana 30:14 amin'ny teny manodidina.