Ohabolana 30:33 MG1865

33 Ny fanontsankontsanana ny ronono no miteraka rononomandry, Ny fanolanana ny orona no miteraka rà; Ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 30

Jereo Ohabolana 30:33 amin'ny teny manodidina.