Ohabolana 31:4 MG1865

4 Tsy mety amin'ny mpanjaka, ry Lemoela, Eny; tsy mety amin'ny mpanjaka ny misotro divay, Na amin'ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka;

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 31

Jereo Ohabolana 31:4 amin'ny teny manodidina.