Ohabolana 4:14 MG1865

14 Aza mankany amin'ny alehan'ny ratsy fanahy, Ary aza mizotra amin'ny lalan'ny ratsy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 4

Jereo Ohabolana 4:14 amin'ny teny manodidina.