Ohabolana 4:27 MG1865

27 Aza mivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia; Esory amin'ny ratsy ny tongotrao.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 4

Jereo Ohabolana 4:27 amin'ny teny manodidina.