Ohabolana 5:19 MG1865

19 Fa dieravavy mahate-ho-tia sy osi-dia tsara bika izy, Dia aoka ny tratrany no hahafeno fifaliana anao mandrakariva, Ary aoka ho feno faharavoravoana lalandava amin'ny fitiavany ianao.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 5

Jereo Ohabolana 5:19 amin'ny teny manodidina.