Ohabolana 6:34 MG1865

34 Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran-dehilahy, Koa tsy hamindra fo izy amin'ny andro hamaliany.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 6

Jereo Ohabolana 6:34 amin'ny teny manodidina.