Ohabolana 7:2 MG1865

2 Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao; Ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalàko.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 7

Jereo Ohabolana 7:2 amin'ny teny manodidina.