13 Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an'i Jehovah. Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny lalana ratsy Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa.
Vakio ny toko manontolo Ohabolana 8
Jereo Ohabolana 8:13 amin'ny teny manodidina.