16 Koa izao no lazain'i Jehovah: Efa tafaverina eto Jerosalema amin'ny indrafo Aho; ny tranoko haorina eto, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary ny famolaina hohenjanina eto Jerosalema.
Vakio ny toko manontolo Zakaria 1
Jereo Zakaria 1:16 amin'ny teny manodidina.