17 Miantsoa indray hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hihoa-pampana ny fanambinana ny tanànako; ary Jehovah hampionona an'i Ziona ary mbola hifidy an'i Jerosalema indray.
Vakio ny toko manontolo Zakaria 1
Jereo Zakaria 1:17 amin'ny teny manodidina.