Zakaria 11:6 MG1865

6 Fa tsy hiantra ny mponina amin'ny tany intsony Aho, hoy Jehovah; fa, indro, Izaho dia hanolotra ny olona samy ho eo an-tànan'ny namany sy samy ho eo an-tanan'ny mpanjakany avy; ary hamely ny tany ireo, nefa tsy mba hanafaka amin'ny tànany Aho.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 11

Jereo Zakaria 11:6 amin'ny teny manodidina.