Zakaria 11:7 MG1865

7 Ary niandry ny ondry izay hovonoina Aho, dia izay ondry mahantra. Ary naka tehina roa ho Ahy Aho, ny iray nataoko hoe Fahasoavana, ary ny iray kosa nataoko hoe Fikambanana; ary nandrasako ny ondry.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 11

Jereo Zakaria 11:7 amin'ny teny manodidina.