Zakaria 12:7 MG1865

7 Ary hovonjen'i Jehovah aloha ny lain'ny Joda, mba tsy hisandratra ambonin'ny Joda intsony ny voninahitry ny taranak'i Davida sy ny voninahitry ny mponina any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 12

Jereo Zakaria 12:7 amin'ny teny manodidina.