1 Mpanjaka 11:24 MG1865

24 Dia namory olona maro ho ao aminy izy ka tonga kapiteniny tamin'ny namonoan'i Davida ny olona tany Zoba; ary nankany Damaskosy izy sy ny namany ka nitoetra sy nanjaka tao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:24 amin'ny teny manodidina.