1 Mpanjaka 11:25 MG1865

25 Ary izy koa dia fahavalon'ny Isiraely tamin'ny andron'i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon'i Hadada; eny, nankahala ny Isiraely izy ary nanjaka tany Syria.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:25 amin'ny teny manodidina.