1 Mpanjaka 11:26 MG1865

26 Ary Jerobeama, zanak'i Nebata, Efraimita avy any Zareda, mpanompon'i Solomona (Zeroa no anaran-dreniny, vehivavy mpitondratena), dia nanainga tanàna hikomy tamin'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:26 amin'ny teny manodidina.