1 Ary ny loka faharoa dia azon'i Simeona, dia ny firenena taranak'i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin'ny lovan'ny taranak'i Joda.
2 Ary izao no azony ho lovany: Beri-sheba, na Seba, sy Molada
3 sy Hazara-soala sy Bala sy Azema
4 sy Eltolada sy Betola sy Horma
5 sy Ziklaga sy Beti-markabota sy Hazara-sosa
6 sy Beti-lebaota ary Sarohena: tanàna telo ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
7 sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny;