Josoa 8:5 MG1865

5 Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny teo ny olona, dia handositra eo anoloany izahay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:5 amin'ny teny manodidina.