6 Dia hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa izy hanao hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay.
Vakio ny toko manontolo Josoa 8
Jereo Josoa 8:6 amin'ny teny manodidina.