7 Ary dia hiroatra avy ao amin'ny fanotrehana kosa ianareo, ka ho azonareo ny tanàna; fa atolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo izy.
Vakio ny toko manontolo Josoa 8
Jereo Josoa 8:7 amin'ny teny manodidina.