Ohabolana 14:4 MG1865

4 Raha tsy misy omby, dia foana ny fihinanam-bilona; Fa be ny fitomboan-karena azo amin'ny herin'ny omby.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 14

Jereo Ohabolana 14:4 amin'ny teny manodidina.