27 Izay fatra-pila harena dia mampidi-doza amin'ny ankohonany; Fa izay mankahala kolikoly no ho velona.
Vakio ny toko manontolo Ohabolana 15
Jereo Ohabolana 15:27 amin'ny teny manodidina.