Ohabolana 19:19 MG1865

19 Ny lozabe tsy maintsy hampijalina; Ary na dia vonjenao aza izy, dia mbola hanahirana anao ihany indray.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 19

Jereo Ohabolana 19:19 amin'ny teny manodidina.