Ohabolana 19:20 MG1865

20 Henoy ny saina atolotra, ary raiso ny fananarana, Mba ho hendry ianao amin'izay hiafaranao.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 19

Jereo Ohabolana 19:20 amin'ny teny manodidina.