Ohabolana 29:17 MG1865

17 Faizo ny zanakao, dia ho famelombelomana ny fonao izy Sy ho fifalian'ny fanahinao.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 29

Jereo Ohabolana 29:17 amin'ny teny manodidina.