Ohabolana 29:18 MG1865

18 Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona; Fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy, dia sambatra.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 29

Jereo Ohabolana 29:18 amin'ny teny manodidina.