Ohabolana 3:32 MG1865

32 Satria fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny maniasia, Fa ao amin'ny marina kosa ny fisakaizany.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 3

Jereo Ohabolana 3:32 amin'ny teny manodidina.