Ohabolana 3:33 MG1865

33 Ny ozon'i Jehovah dia ao an-tranon'ny ratsy fanahy; Fa ny fonenan'ny marina dia tahìny kosa.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 3

Jereo Ohabolana 3:33 amin'ny teny manodidina.