Ohabolana 6:26 MG1865

26 Fa noho ny vehivavy mpijangajanga no mila tsy hananan'ny lehilahy sombi-mofo, Ary ny amin'ny vadin'ny olona no mihaza ny aina soa.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 6

Jereo Ohabolana 6:26 amin'ny teny manodidina.