Salamo 10:1 MG1865

1 Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin'ny andro fahoriana?

Vakio ny toko manontolo Salamo 10

Jereo Salamo 10:1 amin'ny teny manodidina.