1 Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.